<-
->

Jer / Jr 43:13 He shall break also the images of Bethshemesh, that is in the land of Egypt; and the houses of the gods of the Egyptians shall he burn with fire. Ary hotorotoroiny ny tsangam-baton-tsampy ao Beti-semesy, izay any amin' ny tany Egypta; ary hodorany amin' ny afo ny tranon' ny andriamanitr' i Egypta. Ireo tsangam-bato ao an-tranon' ny Masoandro, eo amin' ny tany Ejipta, hotorotoroiny, ary ireo tranon' ny andriamanitr' i Ejipta hodorany. Il brisera les obélisques du temple du Soleil, qui se trouve en Egypte, et incendiera les temples des dieux de l' Egypte.