<-
->

Jer / Jr 43:4 So Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces, and all the people, obeyed not the voice of the Lord, to dwell in the land of Judah. Ary Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra ary ny vahoaka rehetra dia tsy nihaino ny feon' i Jehovah ny amin' ny honenany ao amin' ny tanin' ny Joda. Ka dia tsy nihaino ny feon' ny Tompo nandidy azy hitoetra amin' ny tanin' i Jodà, Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy miaramila rehetra mbamin' ny vahoaka rehetra. Aussi, ni Yohanân, fils de Qaréah, ni aucun des officiers, ni personne du peuple n' obéit à la voix de Yahvé en demeurant au pays de Juda.