<-
->

Jer / Jr 44:11 Therefore thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; Behold, I will set my face against you for evil, and to cut off all Judah. Koa izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hanandrina anareo Aho hahatonga loza haharingana ny Joda rehetra. Noho izany, izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Indro aho hitodi-tava hamely anareo, hahatonga loza aminareo sy handringana an' i Jodà rehetra. C' est pourquoi, ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. Voici, je vais me tourner contre vous pour votre malheur, pour exterminer tout Juda.