<-
->

Jer / Jr 44:13 For I will punish them that dwell in the land of Egypt, as I have punished Jerusalem, by the sword, by the famine, and by the pestilence: Fa hovaliako izay monina any amin' ny tany Egypta, toy ny namaliako an' i Jerosalema, dia amin' ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana. Toy ny namangiako an' i Jerosalema tamin' ny sabatra sy ny mosary ary ny pesta no hamangiako an' izay mitoetra eo amin' ny tany Ejipta. Je visiterai ceux qui sont installés au pays d' Egypte, comme j' ai visité Jérusalem : par l'épée, la famine et la peste.