<-
->

Jer / Jr 44:2 Thus saith the Lord of hosts, the God of Israel; Ye have seen all the evil that I have brought upon Jerusalem, and upon all the cities of Judah; and, behold, this day they are a desolation, and no man dwelleth therein, Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Hianareo efa nahita ny loza rehetra izay nataoko nihatra tamin' i Jerosalema sy ny tanànan' ny Joda rehetra; ary, indro, efa tany lao ireo ankehitriny, ka tsy misy olona monina intsony ao aminy, Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Efa hitanareo ny loza rehetra nahatrako tamin' i Jerosalema sy ny tanànan' i Jodà rehetra, fa indreo izy ankehitriny, dia efa tany lao sy tsy misy mponina intsony, Ainsi parle Yahvé Sabaot, le Dieu d' Israël. Vous avez vu tout le malheur que j' ai amené sur Jérusalem et sur toutes les villes de Juda : les voilà en ruines aujourd' hui, et sans habitants.