<-
->

Jer / Jr 44:21 The incense that ye burned in the cities of Judah, and in the streets of Jerusalem, ye, and your fathers, your kings, and your princes, and the people of the land, did not the Lord remember them, and came it not into his mind? Ny nandoroanareo ditin-kazo manitra tany an-tanànan' ny Joda sy tany an-dalamben' i Jerosalema, dia ianareo sy ny razanareo sy ny mpanjakanareo sy ny mpanapaka anareo mbamin' ny vahoaka, moa tsy hotsarovan' i Jehovah va izany, ary tsy tao an-tsainy va? Tsy izany indrindra va no tsaroan' ny Tompo sy tafasondrotra tao am-pony, dia ny emboka manitra nodoranareo tany an-tanànan' i Jodà, sy teny an-dalam-ben' i Jerosalema, na hianareo sy ny razanareo, na ny mpanjakanareo amam-panapaka anareo, na ny vahoaka tamin' ny tany? "Cet encens que vous avez offert dans les villes de Juda et dans les rues de Jérusalem, vous et vos pères, vos rois et vos princes, ainsi que le peuple du pays, n' est-ce pas cela dont Yahvé s' est souvenu et qui lui est remonté au coeur?