<-
->

Jer / Jr 44:26 Therefore hear ye the word of the Lord, all Judah that dwell in the land of Egypt; Behold, I have sworn by my great name, saith the Lord, that my name shall no more be named in the mouth of any man of Judah in all the land of Egypt, saying, The Lord GOD liveth. Koa henoinareo ny tenin' i Jehovah, ry Joda rehetra, izay monina atý amin' ny tany Egypta: Indro Aho efa nianiana tamin' ny anarako lehibe, hoy Jehovah, fa tsy hotononin' ny vavan' ny lehilahy amin' ny Joda eran' ny tany Egypta intsony ny anarako hanao hoe: Raha velona koa Jehovah Tompo. Koa mihainoa ny tenin' ny Tompo, ry Jodà rehetra mitoetra atý amin' ny tany Ejipta: Indro aho fa mianiana amin' ny anarako lehibe, hoy Iaveh, fa tsy hotononin' ny vavan' ny lehilahy amin' i Jodà eran' ny tany Ejipta intsony, ny anarako, hatao hoe: Velona Iaveh Tompo. Toutefois, écoutez la parole de Yahvé, vous tous, les Judéens installés au pays d' Egypte : voici, je le jure par mon grand Nom, dit Yahvé. Dans tout le pays d' Egypte, mon Nom ne sera plus prononcé par la bouche d' aucun homme de Juda; aucun ne dira : Par la vie du Seigneur Yahvé!