<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 44:30 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah: Indro, Farao-hofra, mpanjakan' i Egypta, hatolotro eo an-tànan' ny fahavalony sy eo an-tànan' izay miady ny ainy, toy ny efa nanolorako an' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, ho eo an-tànan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, izay fahavalony nitady ny ainy. | Izao no lazain' ny Tompo: Indro aho manolotra an' i Hofra Faraona, mpanjakan' i Ejipta, eo an-tànan' ny fahavalony, sy eo an-tànan' izay mitady ny ainy; toy ny nanolorako an' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, tamin' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, fahavalony sy nitady ny ainy. | Ainsi parle |