<-
->

Jer / Jr 48:19 O inhabitant of Aroer, stand by the way, and espy; ask him that fleeth, and her that escapeth, and say, What is done? Ry mponina any Aroera, mijanòna eny an-dalambe, ka mitazàna, ary izay mandositra, na lehilahy na vehivavy, dia anontanio hoe: Nozoin' inona ianareo? Mijanòna eo an-dalambe, ka mitazàna, ry kala mponina ao Aroera; anontanio ny lehilahy mandositra, sy ny vehivavy mitsoaka, ka ataovy hoe: Inona no mihatra? Poste-toi sur la route et guette, habitante d' Aroèr, interroge fuyard et rescapé. Demande : "Qu' est-il arrivé"