<-
->

Jer / Jr 49:10 But I have made Esau bare, I have uncovered his secret places, and he shall not be able to hide himself: his seed is spoiled, and his brethren, and his neighbours, and he is not. Izaho dia nampitanjaka an' i Esao, ary naharihariko ny fiereny, ka tsy mahazo miery izy; Ringana ny zanany sy ny rahalahiny ary ny namany, ka tsy ao intsony ireny. Fa izaho no nampiboridana an' i Esao, sy nampiharihary ny fiereny, ka tsy afa-miery intsony izy. Ringana avokoa ny taranany, ny rahalahiny, ny mifanakaiky aminy, ka tsy misy intsony izy. Car c' est moi qui dénude Esaü, je mets à découvert ses cachettes il ne peut plus se dissimuler. Sa race est anéantie, de même ses frères et ses voisins; il n' existe plus!