<-
->

Jer / Jr 49:8 Flee ye, turn back, dwell deep, O inhabitants of Dedan; for I will bring the calamity of Esau upon him, the time that I will visit him. Mandosira, miambohoa ianareo, mamitsaha ao amin' ny lalina, ry mponina any Dedana, fa ny loza ho an' i Esao dia nataoko nihatra taminy, dia ny andro hamaliako azy. Mandosira, miverena ilàlana, mifitsaha hianareo, ry mponina any Dedana, fa hahatonga fandravana amin' i Esao aho, amin' ny andro amangiako azy. Fuyez! Détournez-vous! Cachez-vous bien, habitants de Dedân, car j' amène sur Esaü sa ruine, le temps de son châtiment.