<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 50:18 | Therefore thus saith the |
Koa izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hovaliko ny mpanjakan' i Babylona sy ny taniny toy ny efa namaliako ny mpanjakan' i Asyria. | Noho izany, izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Indro aho hamangy ny mpanjakan' i Babela sy ny taniny, toy ny efa namangiako ny mpanjakan' i Asiria. | C' est pourquoi ainsi parle |