<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 50:4 | In those days, and in that time, saith the |
Amin' izany andro izany sy amin' izany fotoana izany, hoy Jehovah, dia ho avy ny Zanak' Isiraely, dia izy mbamin' ny taranak' i Joda, eny, handeha izy sady hitomany eny am-pandehanana ka hitady an' i Jehovah Andriamaniny. | Amin' izany andro izany, sy amin' izany fotoana izany, hiverina ny zanak' Israely, dia izy sy ny zanak' i Jodà koa miaraka aminy. Hitomany eny am-pandehanana izy ireo, ka hitady an' ny Tompo Andriamaniny. | En ces jours et en ce temps oracle de |