<-
->

Jer / Jr 51:19 The portion of Jacob is not like them; for he is the former of all things: and Israel is the rod of his inheritance: the Lord of hosts is his name. Tsy mba tahaka ireo ny Anjaran' i Jakoba, fa Mpamorona ny zavatra rehetra Izy; Ary ny Isiraely no firenena lovany; Jehovah, Tompon' ny maro, no anarany. Tsy mba toy izany ny anjaran' i Jakoba; fa namorona izao tontolo izao izy; ary ny anjara lovany dia ilay manana anarana hoe Iavehn' ny tafika. La "Part de Jacob" n' est pas comme elles, car il a façonné l' univers et Israël est la tribu de son héritage. Son nom est Yahvé Sabaot.