<-
->

Jer / Jr 52:10 And the king of Babylon slew the sons of Zedekiah before his eyes: he slew also all the princes of Judah in Riblah. Ary ny mpanjakan' i Babylona namono ny zanakalahin' i Zedekia teo imason-drainy; ary ny mpanapaka ny Joda rehetra koa dia novonoiny tao Ribla. Novonoin' ny mpanjakan' i Babilona teo imason-drainy ireo zanakalahin' i Sedesiasa; novonoina tao Rebla koa ny mpanapaka rehetra tamin' i Jodà. Il égorgea les fils de Sédécias sous ses yeux; de même tous les princes de Juda, il les égorgea à Ribla.