<-
->

Jer / Jr 52:29 In the eighteenth year of Nebuchadrezzar he carried away captive from Jerusalem eight hundred thirty and two persons: tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Nebokadnezara dia roa amby telo-polo amby valon-jato no olona nentiny ho babo avy tany Jerosalema; olona tamin' ny mponina tao Jerosalema, roa amby telopolo amby vaonjato, tamin' ny taona fahavalo ambin' ny folo nanjakan' i Nabokodonozora; la dix-huitième année de Nabuchodonosor, furent emmenées de Jérusalem 832 personnes;