<-
->

Jer / Jr 52:3 For through the anger of the Lord it came to pass in Jerusalem and Judah, till he had cast them out from his presence, that Zedekiah rebelled against the king of Babylon. Fa ny fahatezeran' i Jehovah no nahatongavan' izany tamin' i Jerosalema sy ny Joda ambara-pandroakany azy tsy ho eo anatrehany. Ary Zedekia niodina tamin' ny mpanjakan' i Babylona. Ary noho ny fahatezeran' ny Tompo no nahatongavan' izany tamin' i Jerosalema sy Jodà, mandra-panariny azy, tsy ho eo anatrehan' ny tavany. Ary Sedesiasa dia niodina tamin' ny mpanjakan' i Babilona. Cela arriva à Jérusalem et en Juda à cause de la colère de Yahvé, tant qu' enfin il les rejeta de devant sa face. Sédécias se révolta contre le roi de Babylone.