<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 52:30 | In the three and twentieth year of |
tamin' ny taona fahatelo amby roa-polo nanjakan' i Nebokadnezara dia Jiosy dimy amby efa-polo amby fiton-jato no nentin' i Nebozaradana, lehiben' ny mpiambina, ho babo. Ny tontalin' izy rehetra dia enin-jato amby efatra arivo. | lehilahy avy amin' i Jodà, dimy amby efapolo sy fiton-jato koa, nentin' i Nabozardana, kapitenin' ny mpiambina, ho babo, tamin' ny taona fahatelo amby roapolo nanjakan' i Nabokodonozora. Enin-jato sy efatra arivo no tontalin' izy rehetra. | la vingt-troisième année de |