<-
->

Jer / Jr 52:4 And it came to pass in the ninth year of his reign, in the tenth month, in the tenth day of the month, that Nebuchadrezzar king of Babylon came, he and all his army, against Jerusalem, and pitched against it, and built forts against it round about. Ary tamin' ny andro fahafolo tamin' ny volana fahafolo tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Zedekia, dia tonga Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy ny miaramilany rehetra, hamely an' i Jerosalema, ka nitoby tandrifiny sady nanao tilikambo manodidina azy izy. Tamin' ny taona fahasivy nanjakan' i Sedesiasa, tamin' ny volana fahasivy, tamin' ny andro fahafolon' ny volana, dia tonga hamely an' i Jerosalema Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, mbamin' ny tafiny rehetra; ka nitoby tamin' ny tandrifiny sy nanao manda fanakekezana manodidina azy; En la neuvième année de son règne, au dixième mois le dix du mois, Nabuchodonosor, roi de Babylone, vint attaquer Jérusalem avec toute son armée, il campa devant la ville et la cerna d' un retranchement.