<-
->

Jer / Jr 6:6 For thus hath the Lord of hosts said, Hew ye down trees, and cast a mount against Jerusalem: this is the city to be visited; she is wholly oppression in the midst of her. Fa izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro; Kapao ny hazo, ary manandrata tovon-tany hamelezana an' i Jerosalema; Io ilay tanàna hovaliana, feno fampahoriana ny ao anatiny. Fa izao no lazain' ny Tompo' ny tafika: Kapao ny hazony; manaova tovon-tany hamelezana an' i Jerosalema; io no tanàna hovaliana, fa tsy misy afa-tsy faharatisana ao anatiny. Car ainsi parle Yahvé Sabaot Abattez des arbres, devant Jérusalem, construisez une levée c' est la ville qui va recevoir ma visite, elle en qui il n' y a qu' oppression.