<-
->

Jer / Jr 6:8 Be thou instructed, O Jerusalem, lest my soul depart from thee; lest I make thee desolate, a land not inhabited. Minoa anatra ianao, ry Jerosalema, fandrao miombotra miala aminao ny fanahiko, ary fandrao hataoko tany lao ianao, dia tany tsy honenana. Mitsahara hianao, ry Jerosalema, fandrao ialan' ny fanahiko hianao, ka ataoko zary efitra, tany tsy onenana. Corrige-toi, Jérusalem, sinon mon âme se détournera de toi, sinon je te réduirai en solitude, en pays inhabité.