<-
->

Jer / Jr 7:25 Since the day that your fathers came forth out of the land of Egypt unto this day I have even sent unto you all my servants the prophets, daily rising up early and sending them: Hatramin' ny andro nivoahan' ny razanareo avy tany amin' ny tany Egypta ka ambaraka androany dia nirahiko ho any aminareo ihany ny mpaminany mpanompoko rehetra, eny, nifoha maraina koa isan' andro Aho ka naniraka azy mandrakariva. Hatramin' ny andro nivoahan' ny razanareo tany Ejipta, ka mandrak' androany, dia naniraka ny mpaminany mpanompoko rehetra ho any aminareo aho, naniraka azy vao maraina isan' andro aho; Depuis le jour où vos pères sont sortis du pays d' Egypte jusqu'à aujourd' hui, je vous ai envoyé tous mes serviteurs, les prophètes; chaque jour je les ai envoyés, sans me lasser.