<-
->

Jer / Jr 7:31 And they have built the high places of Tophet, which is in the valley of the son of Hinnom, to burn their sons and their daughters in the fire; which I commanded them not, neither came it into my heart. Ary izy nanorina ireo fitoerana avo any Tofeta, izay ao amin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinema, handoroany ny zananilahy sy ny zananivavy amin' ny afo; Nefa zavatra tsy mba nandidiako na tao an-tsaiko akory aza izany. ary nanorina ireo fitoerana avo any Tofeta, amin' ny lohasahan' ny zanak' i Hinnoma, handoroany amin' ny afo ny zanany lahy aman-janany vavy; nefa zavatra tsy mba nodidiako izany, na mba noheverin' ny saiko akory. ils ont construit les hauts lieux de Tophèt dans la vallée de Ben-Hinnom, pour brûler leurs fils et leurs filles, ce que je n' avais point ordonné, à quoi je n' avais jamais songé.