<-
->

Jer / Jr 8:16 The snorting of his horses was heard from Dan: the whole land trembled at the sound of the neighing of his strong ones; for they are come, and have devoured the land, and all that is in it; the city, and those that dwell therein. Ny fiefonefon' ny soavaly dia re hatrany Dana: Mihorohoro ny tany rehetra noho ny fanenon' ny soavaly matanjaka; Fa avy izy ka mandany ny tany mbamin' ny izay rehetra ao aminy, dia ny tanàna sy izay monina ao. Re hatrany Dana ny fiefonefon' ny soavaliny. Raha mahare ny fanenon' ny soavaliny dia mihorohoro avokoa ny tany. Tonga izy, dia levoniny ny tany mbamin' izay ao aminy, ny tanàna mbamin' ny mponina ao aminy. Depuis Dan on perçoit le hennissement de ses chevaux; au cri retentissant de ses étalons toute la terre est ébranlée ils viennent dévorer le pays et ses biens, la ville et ses habitants"