<-
->

Jer / Jr 9:2 Oh that I had in the wilderness a lodging place of wayfaring men; that I might leave my people, and go from them! for they be all adulterers, an assembly of treacherous men. Manenjana ny lelany toy ny fanenjana tsipìka izy mba handefa lainga. Ary tsy araka ny marina no mahahery azy etý ambonin' ny tany; Fa mandroso amin' ny ratsy ka hatramin' ny ratsy izy, ary Izaho tsy mba fantany, hoy Jehovah. Manenjan-dela, toy ny tsipìka, handefasan-dainga; tsy amin' ny marina no mampahery azy ao amin' ny tany, fa mivarilavo amin' ny fahotana ihany izy ireo, ary izaho tsy mba fantany, -teny marin' ny Tompo. Ils bandent leur langue comme un arc; c' est le mensonge et non la vérité qui prévaut en ce pays. Oui, ils vont de crime en crime, mais moi, ils ne me connaissent pas, oracle de Yahvé!