<- -> |
[King James Bible] Lamentations |
[Baiboly 1865] Fitomaniana |
[Baiboly Katolika] Fitomaniana |
[Bible de Jérusalem] Les Lamentations |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
Fit 2:13 | What thing shall I take to witness for thee? what thing shall I liken to thee, O daughter of |
Inona no hataoko vavolombelona ho anao? Inona no hanoharako anao, ry Jerosalema zanakavavy? Inona no hampitahaiko aminao mba hampiononako anao, ry Ziona zanakavavy virijina? Fa lehibe toy ny ranomasina ny faharatranao, iza no mahasitrana anao? | MEM Inona no azoko lazaina aminao? Iza no mety ho hita mitovy aminao, ry zanakavavin' i Jerosalema? Iza no hohariko aminao, mba hampiononako anao, ry virjiny, zanakavavin' i Siona? Fa lehibe hoatra ny ranomasina ny ratranao; iza no hanasitrana anao? | A quoi te comparer ? A quoi te dire semblable, fille de |