<- -> |
[King James Bible] Lamentations |
[Baiboly 1865] Fitomaniana |
[Baiboly Katolika] Fitomaniana |
[Bible de Jérusalem] Les Lamentations |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
Fit 2:2 | The |
Nolevonin' ny Tompo ny fonenan' i Jakoba rehetra, fa tsy niantrany; Noravany an-katezerana ny fiarovan' i Joda zanakavavy ka nazerany tamin' ny tany, tsy nohamasininy ny fanjakana sy ny mpanapaka, | BETH Noravan' ny Tompo, tsy nananany antra, ny fonenan' i Jakoba rehetra. Narodany tamin' ny hatezerany ny mandan' ny zanakavavin' i Jodà. Nazerany amin' ny tany ireo; nohamavoiny ny fanjakana amam-panjaka. | Sans pitié le Seigneur a détruit toutes les demeures de |