| <- -> | [King James Bible] Lamentations | [Baiboly 1865] Fitomaniana | [Baiboly Katolika] Fitomaniana | [Bible de Jérusalem] Les Lamentations | ||||||
| <- -> | 
 | |||||||||
| Fit 4:12 | The kings of the earth, and all the inhabitants of the world, would not have believed that the adversary and the enemy should have entered into the gates of | Ny mpanjakan' ny tany sy ny mponina rehetra amin' izao tontolo izao dia tsy nanampo fa ny rafilahy sy ny fahavalo no ho tafiditra ao amin' ny vavahadin' i Jerosalema. | LAMED Tsy mba nino ireo mpanjakan' ny tany, na ny mponina rehetra tamin' izao tontolo izao, fa ny mpandrafy, ny fahavalo dia ho tafiditra ny vavahadin' i Jerosalema. | Ils ne croyaient pas, les rois de la terre et tous les habitants du monde, que l' oppresseur et l' ennemi franchiraient les portes de | ||||||
|   |