<-
->

Fit 4:21 Rejoice and be glad, O daughter of Edom, that dwellest in the land of Uz; the cup also shall pass through unto thee: thou shalt be drunken, and shalt make thyself naked. Mifalia sy miraveravoa ihany ary, ry Edoma zanakavavy, izay monina any amin' ny tany Oza, ianao koa no horosoana ny kapoaka, ka ho mamo sy hitanjaka ianao. SCHIN Mifalia sy miravoravoa, ry zanakavavin' i Edoma, izay monina any amin' ny tanin' i Hosa! Horosoana ny kapoaka koa hianao; ka himamo dia hitanjaka. Réjouis-toi, exulte, fille d'Édom, qui habites au pays de Uç! A toi aussi passera la coupe : tu te soûleras et montreras ta nudité!