<-
->

Bar 1:3 Ny teny amin' ity boky ity dia novakin' i Baròka tamin' ny sofin' i Jekoniasa, zanak' i Joakima, mpanjakan' i Jodà, sy tamin' ny sofin' ny vahoaka rehetra izay tonga hihaino izany boky izany; Or Baruch lut les paroles de ce livre devant Jékonias, fils de Joiaqim, roi de Juda, et devant tout le peuple venu pour cette lecture,