<-
->

Eze / Ez 16:28 Thou hast played the whore also with the Assyrians, because thou wast unsatiable; yea, thou hast played the harlot with them, and yet couldest not be satisfied. Ary nijangajanga tamin' ny zanak' i Asyria koa ianao noho ny tsi-fahafaham-ponao; eny, nijangajanga taminy ianao, nefa mbola tsy afa-po ihany. Nivarina tamin' ny zanak' i Asora hianao, satria mbola tsy afa-po; ary na efa nivarina tamin' ireo aza hianao mbola tsy afa-po ihany. Faute d'être rassasiée, tu t' es prostituée chez les Assyriens. Tu t' es prostituée sans pourtant te rassasier.