<-
->

Eze / Ez 16:46 And thine elder sister is Samaria, she and her daughters that dwell at thy left hand: and thy younger sister, that dwelleth at thy right hand, is Sodom and her daughters. Samaria no zokinao-vavy, dia izy sy ny zananivavy izay monina eo an-kavianao; ary ny zandrinao vavy, izay monina amin' ny an-kavananao, dia Sodoma sy ny zananivavy. Ny zokinao vavy, monina ao ankavianao dia Samaria mbamin' ny zanany vavy; ary Sodoma mbamin' ny zanany vavy no zandrinao vavy monina eo ankavananao. Ta soeur aînée, c' est Samarie, qui habite à ta gauche avec ses filles. Ta soeur cadette, qui habite à ta droite, c' est Sodome, avec ses filles.