<-
->

Eze / Ez 19:4 The nations also heard of him; he was taken in their pit, and they brought him with chains unto the land of Egypt. Nahare ny lazany ny firenena, dia namandrika azy tamin' ny lavaka, ka nasiany masom-by ny orony, dia nentiny ho any amin' ny tany Egypta izy. Nandre ny lazany ireo firenena, ka voasambotra tao an-davany izy. Nitondra azy rahefa nasiany faraingo ny vavany, ho any amin' ny tany Ejipta. Les nations en entendirent parler, il fut pris dans leur fosse; on l' emmena avec des crocs au pays d'Égypte.