<-
->

Eze / Ez 22:19 Therefore thus saith the Lord GOD; Because ye are all become dross, behold, therefore I will gather you into the midst of Jerusalem. Koa izao no lazain' i Jehovah Tompo: Noho ny nahatongavanareo rehetra ho tain-drendrika, dia, indro, hangoniko ho ao Jerosalema ianareo. Koa izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Noho hianareo rehetra tonga taim-bolafotsy, noho izany, dia indro, hangoniko eo afovoan' i Jerosalema, hianareo. C' est pourquoi, ainsi parle le Seigneur Yahvé : Puisque vous êtes tous du métal impur, eh bien! je vais vous rassembler au milieu de Jérusalem.