<-
->

Eze / Ez 23:19 Yet she multiplied her whoredoms, in calling to remembrance the days of her youth, wherein she had played the harlot in the land of Egypt. Dia nampitombo ny fijangajangany ihany izy, ka dia nahatsiaro ny andro fahatanorany, izay nijangajangany tany amin' ny tany Egypta. Nampitomboiny ny fijangajangany; nahatsiahy ny andron' ny fahatanorany, fony izy nijangajanga tany amin' ny tany Ejipta izy. Elle a multiplié ses prostitutions en souvenir de sa jeunesse, lorsqu' elle se prostituait au pays d'Égypte,