<-
->

Eze / Ez 23:3 And they committed whoredoms in Egypt; they committed whoredoms in their youth: there were their breasts pressed, and there they bruised the teats of their virginity. ary nijangajanga tany Egypta izy; fony izy mbola tanora no nijangajanga; tao no nisafosafoana ny tratrany, ary tao no nitsapatsapana ny nonon' ny fahavirijinany. Izy ireo dia nijangajanga tany Ejipta, nijangajanga tamin' ny andro fahatanorany; tany no namihinana ny nonony, tany no nanindriana ny tratran' ny fahavirijiniany. Elles se prostituèrent en Égypte; dès leur jeunesse, elles se prostituèrent. C' est là qu' on a porté la main sur leur poitrine, là qu' on a caressé leur sein virginal.