<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 23:33 | Thou shalt be filled with drunkenness and sorrow, with the cup of astonishment and desolation, with the cup of thy sister |
Ho feno fahamamoana sy alahelo ianao; kapoaka fahatalanjonana sy fandringanana ny kapoak' i Samaria rahavavinao. | Ho safotry ny hamamoana amam-pijaliana hianao; fa kapoakan-doza amam-pandringanana, ny kapoakan' i Samaria rahavavinao. | Tu seras remplie d' ivresse et de douleur. Coupe de désolation et de dévastation, la coupe de ta soeur |