<-
->

Eze / Ez 23:7 Thus she committed her whoredoms with them, with all them that were the chosen men of Assyria, and with all on whom she doted: with all their idols she defiled herself. Nijangajanga tamin' ireny izy, dia tamin' izay tsara indrindra tamin' ny zanakalahin' i Asyria sy tamin' izay rehetra nahamaimay azy; tamin' ny sampiny rehetra no nandotoany tena. ka izay nokendreny hijangajangany dia izay voafantina rehetra amin' ny zanakalahin' i Asiria; ary teo anilan' ireo rehetra ireo, izay nahamatim-pitia azy, dia nandoto tena tamin' ny sampin-dozan' ireo. Elle leur accorda ses faveurs - c'était toute l'élite des Assyriens - et chez tous ceux dont elle s'éprit, elle se souilla au contact de toutes leurs ordures.