<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 25:3 | And say unto the |
ka ataovy aminy hoe: Mihainoa ny tenin' i Jehovah Tompo: Izao no lazain' i Jehovah Tompo; Noho ny nanaovanao hoe: Hià! sakoa izay! raha nolotoina ny fitoerako masina, Ary noravana ny tanin' ny Isiraely, Sady lasan-ko babo ny taranak' i Joda, | Lazao amin' ny taranak' i Amona hoe: Mihainoa ny tenin' ny Tompo Iaveh ! Izao no lazain' ny Tompo Iaveh : Noho hianao nanakora hoe: Hià! Hià! ny amin' ny fitoerako masina satria efa voavetaveta, sy ny amin' ny tanin' Israely, satria efa voarava, sy ny amin' ny taranak' i Jodà, satria lasan-ko babo izy ireo; | Tu diras aux |