<-
->

Eze / Ez 28:25 Thus saith the Lord GOD; When I shall have gathered the house of Israel from the people among whom they are scattered, and shall be sanctified in them in the sight of the heathen, then shall they dwell in their land that I have given to my servant Jacob. Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Raha angoniko avy any amin' ny firenena izay nampielezana azy ny taranak' Isiraely, dia hiseho ho masina eo imason' ny firenena Aho amin' ny ataoko aminy, ka honina any aminy taniny izay nomeko an' i Jakoba mpanompoko izy. Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Rahefa manangona ny taranak' Israely, avy any amin' ny firenena nampielezako azy aho, dia hanamasina ny tenako eo amin' izy ireo, eo imason' ny firenena; ka honina eo amin' ny taniny, izay nomeko an' i Jakoba, mpanompoko, izy ireo. Ainsi parle le Seigneur Yahvé : Lorsque je rassemblerai la maison d' Israël du milieu des peuples où elle est dispersée, je manifesterai en elle ma sainteté aux yeux des nations. Elle habitera sur le sol que j' ai donné à mon serviteur Jacob.