<-
->

Eze / Ez 30:13 Thus saith the Lord GOD; I will also destroy the idols, and I will cause their images to cease out of Noph; and there shall be no more a prince of the land of Egypt: and I will put a fear in the land of Egypt. Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Horavako koa ny sampy, ary hatsahatro ny andriamani-tsi-izy ao Memfisa; ary tsy hisy mpanjaka intsony amin' ny tany Egypta; Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Hofoanako ny sampim-betaveta, holevoniko ny andriamanitra tsy izy ao Nofa, tsy hisy mpanapaka intsony, avy amin' ny tany Ejipta, ary hanidinako tahotra ny tany Ejipta. Ainsi parle le Seigneur Yahvé : J' anéantirai les ordures, j'ôterai de Noph les faux dieux. Il n' y aura plus de prince au pays d'Égypte. Je répandrai la crainte au pays d'Égypte.