<-
->

Eze / Ez 30:22 Therefore thus saith the Lord GOD; Behold, I am against Pharaoh king of Egypt, and will break his arms, the strong, and that which was broken; and I will cause the sword to fall out of his hand. Koa izany no nanaovan' i Jehovah Tompo hoe: Indro, efa hamely an' i Farao, mpanjakan' i Egypta, Aho, ka hotorotoroiko ny sandriny, na ny mbola matanjaka, na ny efa torotoro; Ary hampilatsaka ny sabatra eny an-tànany Aho. Ka izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro aho ho avy amin' ny Faraona mpanjakan' i Ejipta; hotapahako ny sandriny roa, na ny mbola matanjaka na ilay efa tapaka, ary hataoko latsaka ny sabatra eny an-tànany. C' est pourquoi, ainsi parle le Seigneur Yahvé. Voici que je me déclare contre Pharaon, roi d'Égypte; je lui briserai les bras, celui qui est valide et celui qui est brisé, et je ferai tomber l'épée de sa main.