<-
->

Eze / Ez 30:8 And they shall know that I am the Lord, when I have set a fire in Egypt, and when all her helpers shall be destroyed. Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah, raha mampirehitra afo any Egypta Aho, ka torotoro izay rehetra manampy azy. Dia ho fantatry ny olona fa Iaveh aho, raha avy izay handoroako an' i Ejipta sy hahatorotoro an' izay rehetra manampy azy. Et ils sauront que je suis Yahvé, quand je mettrai le feu à l'Égypte et que se briseront tous ses soutiens.