<-
->

Eze / Ez 30:9 In that day shall messengers go forth from me in ships to make the careless Ethiopians afraid, and great pain shall come upon them, as in the day of Egypt: for, lo, it cometh. Amin' izany andro izany dia hisy iraka mivoaka avy amiko handeha an-tsambo hampahatahotra ny Etiopiana izay mitoetra tsy manahinahy, ka dia hangorohoro tahaka ny tamin' ny andro namelezana an' i Egypta izy; Fa, indro, avy izany. Amin' izany andro izany, hisy iraka avy amin' ny anarako handeha an-dakana hampitebiteby an' i Etiopia izay mitoetra tsy amin' ny ahiahy, ka hisy fanahiana lehibe any aminy, toy ny tamin' ny andron' i Ejipta, fa indro tonga izy io. Ce jour-là, les messagers que j' enverrai partiront sur des bateaux pour troubler Kush dans sa sécurité. L' angoisse se répandra chez ses habitants, au jour de l'Égypte - oui! la voici qui vient!