<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 32:15 | When I shall make the land of |
Raha hataoko lao ny tany Egypta, ka hofoanako tsy hisy na inona na inona izay nahafeno azy teo; Ary haringako ny monina rehetra ao aminy, dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah. | Rahefa avy izay hampanjariako ho tany lao ny tany Ejipta, sy izay hahafoana ny tany amin' ny zavatra ao aminy, ary hamelezako ny mponina rehetra ao aminy, dia ho fantatr' izy ireo fa Iaveh aho. | Quand je ferai du pays d' |