<-
->

Eze / Ez 32:20 They shall fall in the midst of them that are slain by the sword: she is delivered to the sword: draw her and all her multitudes. Any amin' ny voatrabaky ny sabatra no hiampatramparany; Ny sabatra dia efa voatolotra; Tariho izy mbamin' ny vahoakany maro be rehetra. Hiampatrampatra eo afovoan' ny voatrobaky ny sabatra izy ireo! Efa voatolotra ny sabatra; tariho Ejipta, mbamin' ny vahoakany maro be rehetra. Au milieu des victimes de l'épée, ils sont tombés l'épée a été donnée, on l' a tirée , lui et toutes ses multitudes.