<-
->

Eze / Ez 38:14 Therefore, son of man, prophesy and say unto Gog, Thus saith the Lord GOD; In that day when my people of Israel dwelleth safely, shalt thou not know it? Koa maminania, ry zanak' olona, ka ataovy amin' i Goga hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Moa amin' izany andro hitoeran' ny Isiraely oloko mandry fahizay izany dia tsy ho fantatrao va izany? Koa maminania, ry zanak' olona, ka lazao amin' i Goga hoe: Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Tsy izao va? Amin' izany andro izany, rahefa mandry fahizay ny vahoakako, C' est pourquoi, prophétise, fils d' homme. Tu diras à Gog : Ainsi parle le Seigneur Yahvé. N' est-il pas vrai que ce jour-là, quand mon peuple Israël habitera en sécurité, tu te mettras en route ?