<-
->

Eze / Ez 38:16 And thou shalt come up against my people of Israel, as a cloud to cover the land; it shall be in the latter days, and I will bring thee against my land, that the heathen may know me, when I shall be sanctified in thee, O Gog, before their eyes. ary hiakatra hamely ny Isiraely oloko tahaka ny fiakatry ny rahona hanarona ny tany ianao; any am-parany no ho tonga izany; ary ho entiko hamely ny taniko ianao, mba hahafantaran' ny firenena Ahy, rehefa miseho ho masina eo anatrehany Aho amin' ny ataoko aminao, ry Goga. Ary hiakatra hamely an' Israely vahoakako hianao, toy ny rahona hanarona ny tany. Any am-paran' ny andro any no hitondrako anao hamely ny taniko mba hahafantaran' ny firenena ahy rahefa manamasina ny tenako ao aminao aho, ry Goga, eo imason' ireo. Tu monteras contre Israël mon peuple, tu seras comme une nuée qui recouvre la terre. Ce sera à la fin des jours que je t' amènerai contre mon pays, pour que les nations me connaissent, quand je manifesterai ma sainteté à leurs yeux, par ton intermédiaire, Gog.