<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 39:1 | Therefore, thou son of man, prophesy against |
Ary ianao, ry zanak' olona, dia maminania ny hamelezana an' i Goga, ka ataovy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, hamely anao Aho, ry Goga, mpanjakan' i Rosy sy Meseka ary Tobala. | Ary hianao, ry zanak' olona, maminania ny hamelezana an' i Goga, ka lazao hoe: Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro aho ho avy hamely anao, ry Goga, mpanapaka lehiben' i Mosoka sy Tobala. | Et toi, fils d' homme, prophétise contre |