<-
->

Eze / Ez 48:22 Moreover from the possession of the Levites, and from the possession of the city, being in the midst of that which is the prince' s, between the border of Judah and the border of Benjamin, shall be for the prince. Ary hatramin' ny zara-tanin' ny Levita sy ny zara-tany momba ny tanàna, sy ao ampovoan' ny an' ny mpanjaka, anelanelan' ny fari-tanin' i Jada sy Benjamina, dia ho an' ny mpanjaka izany. Izany hoe: hatramin' ny tanin' ny levita sy ny tany momba ny tanàna, izay eo afovoan' ny anjaran' ny mpanapaka, dia an' ny mpanapaka avokoa, ny eo anelanelan' ny sisin-tanin' i Jodà sy ny sisin-tanin' i Benjamina. Ainsi, depuis la propriété des lévites et la propriété de la ville, qui sont au milieu de ce qui revient au prince, entre le territoire de Juda et le territoire de Benjamin, ce sera au prince.